|
|
|
|

Entry manasatra (sasatra)
Part of speech active verb
 Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
 Fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
 Fatiguer, importuner. [1.5]
Examples aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Morphology 
Present : manasatra
Past : nanasatra
Future : hanasatra
Imperative : manasara

Updated on 2023/01/20