|
|
|
|

Entry sasa
Part of speech noun
 Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
 A washing [1.7]
 Lavage [1.5]
 Action de laver [1.8]
 Lavatura; lavata [1.18]
Examples Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Derivatives 
Quotes 

Updated on 2015/09/19