|
|
|
|

Entry voasasa (sasa)
Part of speech past participle
 Lavé [1.3]
Examples 
1Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. [2.117]
2Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. [2.4]
Synonyms sinasa

Updated on 2023/01/20