| Entry | sampana | |
| Part of speech | noun | |
| Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany [1.1] | ||
| Iray amin' ny fizaran' ny vatan-javamani [...] Iray amin' ny fizarazarana ao anaty rafi [...] Lalam-piofanana eo amin' ny sehatry ny a [...] [full text in 1.60] | ||
| A branch, a branching off; a branch group or organization [1.7] | ||
| Rantsana, karazana [1.13] | ||
| Branche; branchement; filiale [1.8] | ||
. Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où :
| ||
| Branche, genre, embranchement [1.13] | ||
| Vocabulary | ~ | |
| Examples | Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
[2.472] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2024/10/08 |
|