|
|
|
|

Entry sampanana (sampana)
Part of speech passive verb
 Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? asa telo amana efatra no sampaniny [1.1]
Morphology 
Present : sampanana, sampanako, sampananao, sampanany, sampanantsika, sampananay, sampananareo, sampanan', sampanan-, sampanam-, sampana-
Past : nosampanana, nosampanako, nosampananao, nosampanany, nosampanantsika, nosampananay, nosampananareo, nosampanan', nosampanan-, nosampanam-, nosampana-
Future : hosampanana, hosampanako, hosampananao, hosampanany, hosampanantsika, hosampananay, hosampananareo, hosampanan', hosampanan-, hosampanam-, hosampana-
Imperative : sampano
Synonyms sampanina

Entry sampanana (sampana)
Part of speech noun
 A fork in the road, crossroads [1.7]
 Branchement de chemin, carrefour [1.8]
 Carrefour, croisée de chemins [1.5]
Synonyms sampanan-dalana

Updated on 2023/01/20