| Entry |
misampana
(sampana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1]
|
| Examples | Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
misampana |
| Past : |
nisampana |
| Future : |
hisampana |
| Imperative : |
misampàna |
|
|
| Entry |
misampàna
(sampana)
|
| Part of speech | imperative of active verb misampana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|