| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| Enti-milaza fihalorana foza na orana amin' ny tanana ao anaty lavany Ilazana ny vehivavy maridray ny ankasarotana eo am-piadiana amin' ny lehilahy [1.1] | ||
| Produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier [1.196] | ||
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin' ny bitro ary misy karazany roa lehibe: ny saka dia, atao koa hoe kary, ary ny saka fiompy, izay mihaza voalavo ao an-trano. [1.1] | ||
| [Masikoro] Kary na saka dia [2.606] | ||
| A cat; cf. piso, kary [1.7] | ||
| Chat [1.54, 1.13] | ||
| Chat; cf. piso, kary [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | piso | |
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Anarana iantsoana ny biby mbola tanora: sakaomby, sakandahy, sakambositra, ets [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] Sakana, fisakanana [1.78] | ||
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? -- Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany Habe salasalany, antonintoniny Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy Salasalany, atriatry: Sakan-karona [1.1] | ||
| Largeur [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | ampohy | |
| Entry | saka | |
| Part of speech | noun | |
| [Taisaka] (de saka : produits de cueillette, aussi bien animaux que végétaux, récoltés à la main, sans outillage particulier. ) C'est de cette vieille racine que viennent les noms de ethnies taisaka et sakalava, ainsi que le mot sakafo : le repas, littéralement : le produit de l'omni cueillette soumis au feu ( afo). Apollonias madagascariensis (Baill.) Kosterm. (Lauraceae) Les fruits étaient considérés autrefois comme l'un des meilleurs condiments. D'où l'importance qu'on attachait à leur cueillette. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Apollonias madagascariensis | |
| Updated on 2025/08/21 |
|