| Entry |
saha
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Tany lemaka [1.78]
|
| | [Sihanaka]
lohasaha, tany lemaka
[1.78]
|
| | [Tanala]
lohasaha
tanimboly
[1.78]
|
| | Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) ~ Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: ~ Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay ~ Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
|
| | The country, out of town; an orchard [1.2]
|
| | Valley; a field, a garden; the country [1.7]
|
| | Vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha.
[2.472]
|
| Morphology |
| Simple : |
saha,
sahako,
sahanao,
sahany,
sahantsika,
sahanay,
sahanareo,
sahan',
sahan-,
saham- |
| Prefixed : |
-tsaha,
-tsahako,
-tsahanao,
-tsahany,
-tsahantsika,
-tsahanay,
-tsahanareo,
-tsahan',
-tsahan-,
-tsaham- |
|
| Derivatives |
| Analogs |
tantsaha |
|
| Entry |
saha
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
renirano
[1.78]
|
| | [Provincial]
Used for renirano
[1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
saha
|
| Part of speech | noun
|
| | ozona,
ompa
[1.1]
|
| | Insulte [1.3]
|
| Derivatives |
|