| Entry |
renirano
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | reny,
rano |
| | Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
|
| | Rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
|
| | Cours d'eau [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe.
[2.472]
|
| 2 | Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy.
[2.324]
|
|
| Analogs |
ony |
| Tables and plates |
|
| Illustrations |
|
|