|
|
|
|

Entry rovita > rovitra
Part of speech noun
 Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1]

Entry rovita > rovitra
Part of speech adjective
 Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina
Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana
Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1]
 Torn [1.7]
 Déchiré [1.8]
Morphology 
Imperative : rovita
Derivatives 
Synonyms triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo