| Entry | roritra | |
| Part of speech | noun | |
| Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1] | ||
| Pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7] | ||
| Qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8] | ||
| Examples | Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
[2.472] | |
| Derivatives |
| |
| Other spellings | riritra [1.1] ~ rirotra [1.1] | |
| Updated on 2021/10/03 |
|