| Entry | mandroritra (roritra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny Manenjana: Mandroritra anja-koditra Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1] | |||||||||
| To pull and stretch out [1.7] | |||||||||
| Tirailler; allonger en tirant [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|