| Entry | roritina (roritra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga [1.1] | |||||||||
| To be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber [1.7] | |||||||||
| Qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant [1.8] | |||||||||
| Examples | matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|