| Entry | ridana | |
| Part of speech | participle | |
| Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] | ||
| Examples | Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2020/07/25 |
|