| Entry | boridana (ridana) | |
| Part of speech | noun | |
| (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina [1.10] | ||
| Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny) Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny) [1.1] | ||
| Fuite en masse Nudité [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/01/20 |
|