|
|
|
|

Entry aridana (ridana)
Part of speech passive verb
 Alefa, ampandosirina haingana betsaka indray miaraka; vonoina betsaka indray miaraka [1.1]
Morphology 
Present : aridana, aridako, aridanao, aridany, aridantsika, aridanay, aridanareo, aridan', aridan-, aridam-, arida-
Past : naridana, naridako, naridanao, naridany, naridantsika, naridanay, naridanareo, naridan', naridan-, naridam-, narida-
Future : haridana, haridako, haridanao, haridany, haridantsika, haridanay, haridanareo, haridan', haridan-, haridam-, harida-
Imperative : aridano

Updated on 2023/01/05