|
|
|
|

Entry renivintana
Part of speech noun
Elementary words reny, vintana
 Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/11