| Entry | vintana | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Tanala] lahatra, anjara [1.78] | |||||
| Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1] | |||||
| Fate, luck, destiny [1.7] | |||||
| Destin, sort [1.8] | |||||
| Destinée [1.3, 1.66] | |||||
| Examples | Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais]
[1.66] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | vintana | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Sihanaka, Tanosy] fintana [1.78] | |||||
| Updated on 2023/06/11 |
|