|
|
|
|

Entry reniomby
Part of speech noun
Elementary words reny, omby
 Vache qui a vêlé [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332]
2Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69]
Morphology 
Simple : reniomby, reniombiko, reniombinao, reniombiny, reniombintsika, reniombinay, reniombinareo, reniombin', reniombin-, reniombim-
Prefixed : -dreniomby, -dreniombiko, -dreniombinao, -dreniombiny, -dreniombintsika, -dreniombinay, -dreniombinareo, -dreniombin', -dreniombin-, -dreniombim-

Entry reniomby
Part of speech noun
Elementary words reny, omby
  [Betsileo] (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout :
(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker.
(2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2025/03/05