| Entry | renimanditra | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | reny, manditra | |
| Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | manditra ~ mandotra | |
| Analogs | renivitsika | |
| Updated on 2023/06/12 |
|