|
|
|
|

Entry mandotra
Part of speech noun
 Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Vocabulary 
Synonyms manditra ~ renimanditra

Entry mandotra (dotra)
Part of speech active verb
 Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1]
 To burn with fire [1.2]
Examples Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny. [1.437]
Morphology 
Present : mandotra
Past : nandotra
Future : handotra
Imperative : mandora

Updated on 2022/09/10