| Entry | rava | ||||||
| Part of speech | participle | ||||||
| Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] | |||||||
| Ruined, destroyed [1.7] | |||||||
| Démoli, détruit [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Updated on 2023/08/12 |
|