| Entry | levona | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao Lany: Levon' ny omby ny varinay Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1] | |||||
| Consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7] | |||||
| Consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2015/12/01 |
|