| Entry |
mirava
(rava)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1]
|
| | To break up (of a meeting) [1.7]
|
| | Se séparer; se disperser après une réunion [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
[2.587]
|
| 2 | Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona.
[1.353]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mirava |
| Past : |
nirava |
| Future : |
hirava |
| Imperative : |
miravà |
|
|
| Entry |
miravà
(rava)
|
| Part of speech | imperative of active verb mirava
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|