| Entry |
ranoray
|
| Part of speech | adjective
|
| Elementary words | rano,
iray |
| | Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.) Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy [1.1]
|
| | Tokam-pangaro [1.13]
|
| | [ rano ray ] Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. [1.2]
|
| | [ rano-ray ] Grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur;
universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale [1.3]
|
| | Homogène [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa.
[2.445]
|
| 2 | Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray;
[2.576]
|
| 3 | Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.
[2.472]
|
|
| Other spellings |
|