Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
ranonando
Part of speech
noun
Elementary words
rano
,
ando
Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra
[
1.1
]
[
ranon' ando
]
Rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando
[
1.1
]
La rosée
[
1.3
,
1.13
]
Examples
1
Misandratra andro tamin' izay ary tsy
ranonando
intsony teny an-tendrom-bozaka
[
2.470
]
2
Lalan-kely no nandehanana, ka nisava
ranon' ando
hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana
[
2.472
]
Updated on 2023/07/31