| Entry |
ando
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [1.1]
|
| | The dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [1.2]
|
| | Dew [1.7]
|
| | Rosée [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | L'humidité [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
[2.298]
|
| 2 | Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena;
[2.285]
|
| 3 | Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza;
[1.38]
|
|
| Derivatives |
| Article |
|
| Entry |
Ando
|
| Part of speech | name (book title)
|
| Author | Andriamanantena Georges, 1977 |
| Publishings | 1977.
|
| Tables and plates | All the titles
|
| Text |
|
|