| Entry |
rakotra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka, Tanala]
Takotra, sarona [1.78]
|
| | Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana Sarona Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
|
| | A cover of any kind. See Takotra. [1.2]
|
| | A cover [1.7]
|
| | Couvercle, ce qui couvre [1.8]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
rakotra
|
| Part of speech | passive verb
|
| | Couvert [1.8]
|
| Examples | Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra:
[2.472]
|
|