|
|
|
|

Entry mandrakotra (rakotra)
Part of speech active verb
 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1]
 To cover, to shelter. [1.2]
 To cover [1.7]
 Couvrir [1.8]
Examples Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472]
Morphology 
Present : mandrakotra
Past : nandrakotra
Future : handrakotra
Imperative : mandrakofa

Updated on 2023/01/20