|
|
|
|

Entry rainazy
Part of speech adjective
Elementary words ray, azy
 Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1]
 Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2]
 Of an easy-going disposition [1.7]
 Qui a le caractère doux, indulgent [1.8]
Examples Rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahan-drafozana
[2.131]

Updated on 2023/08/16