| Entry |
orana
|
| Part of speech | noun
|
| | Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
|
| | Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
|
| | Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
|
| | Rain [1.7]
|
| | Pluie [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Midona ny orana any Ankaratra
[2.131]
|
| Morphology |
| Simple : |
orana,
ora-,
oram-,
oran- |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
orana
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
orana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
patsa
[1.78]
|
| | Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
|
| | The Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
|
| | A shrimp [1.7]
|
| | écrevisse [1.8]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Astacoides madagascariensis |
| Examples | Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo
[2.324]
|
|