| Entry | fanorana (orana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1] | ||
| Entry | fanorana (otra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1] | ||
| Entry | fanorana (torana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|