| Entry | nisintona > misintona (sintona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] | |||||||||
| Examples | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | nisintona > misintòna (sintona) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb misintona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Entry | nisintona > isintonana (sintona) | ||||||
| Part of speech | relative verb | ||||||
| [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
|
|