|
|
|
|

Entry na zovy na zovy
Part of speech locution
Elementary words na, zovy
 Na iza na iza [1.1]
 Whoever [1.7]
 Quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3]
 Quiconque [1.8]
Examples 
1Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366]
2dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Synonyms na iza na iza

Updated on 2023/01/01