| Entry | zovy | |
| Part of speech | pronoun | |
| Teny enti-manontany hoe "olona iza?":
zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] | ||
| Who ? (challenge used by sentinels) [1.7] | ||
| Qui va là ? qui ? [1.8] | ||
| Examples | -- Haody haody Rasoahagohago / -- Zovy izao?
[2.131] | |
| Synonyms | iza | |
| Tables and plates | All the pronouns | |
| Updated on 2024/09/08 |
|