| Entry | na | |
| Part of speech | conjunction | |
| Teny mpampitohy Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1] | ||
| Or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2] | ||
| Or; either; neither [1.7] | ||
| Ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12] | ||
| Ou [1.8] | ||
| Entry | na | |
| Part of speech | particule | |
| Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra,
saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo; 2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila; 3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1] | ||
| Entry | na | |
| Part of speech | particule | |
| Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1] | ||
| Entry | na~ | |
| Part of speech | prefix | |
| Préfixe comme dans naotra [1.3] | ||
| Entry | Na
![]() | |
| Part of speech | noun (symbol) | |
| Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | ||
| Sodium. [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Origin | Latin: natrium. | |
| Tables and plates | Periodic Table | |
| Updated on 2024/09/07 |
|