|
|
|
|

Entry mpiasam-panjakana
Part of speech locution
Elementary words mpiasa, fanjakana
 Olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1]
 A government functionary [1.7]
 Fonctionnaire [1.8]

Updated on 2025/05/30