|
|
|
|

Entry mivadika atidoha
Part of speech locution
Elementary words mivadika, aty, loha
 Lasa adala [1.1]
Examples 
1Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4]
2Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369]

Updated on 2025/10/11