|
|
|
|

Entry mitaha (taha)
Part of speech active verb
 Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra)
Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
 To be compared, to compare oneself [1.7]
 être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mitaha
Past : nitaha
Future : hitaha
Imperative : mitahà

Entry mitaha
Part of speech active verb
  [Tanosy] mitady [1.78]

Entry mitaha (taha)
Part of speech active verb
  [Bara, Tambahoaka] mitsabo [1.78]
  [Sihanaka, Taisaka] Mitsabo marary [1.78]
Vocabulary 

Entry mitahà (taha)
Part of speech imperative of active verb mitaha [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/07/13