| Entry |
misalovana
(salovana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara
[1.1]
|
| | To go ahead of others;
to interfere with other people's business [1.7]
|
| | Se mettre devant quelqu'un;
se mêler des affaires d'autrui [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
[2.587]
|
| 2 | Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka.
[4.27]
|
|
| Morphology |
| Present : |
misalovana |
| Past : |
nisalovana |
| Future : |
hisalovana |
| Imperative : |
misalovàna |
|
|
| Entry |
misalovàna
(salovana)
|
| Part of speech | imperative of active verb misalovana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|