| Entry | miroa lela | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | miroa, lela | |
| Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela [1.1] | ||
| Examples | toy izany ny mpanota miroa lela.
[2.996] | |
| Synonyms | roa lela | |
| Updated on 2023/06/17 |
|