| Entry | miroa (roa) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/06/17 |
|