| Entry | mirisarisa (risarisa) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1] | |||||||||
| Examples | mietaketaka foana ny aketa ary mirisarisa foana ny adrisa fa izay tsy enina anay mitratraingo [2.131] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mirisarisà (risarisa) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mirisarisa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|