| Entry |
mirindrina
(rindrina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
|
| Examples | Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
mirindrina |
| Past : |
nirindrina |
| Future : |
hirindrina |
| Imperative : |
mirindrìna |
|
|
| Entry |
mirindriña
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Tambahoaka]
Manidintsidina [1.78]
|
|
| Entry |
mirindrìna
(rindrina)
|
| Part of speech | imperative of active verb mirindrina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Examples | Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao.
[2.996]
|
|