| Entry | rindrina | |
| Part of speech | noun | |
| Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra Enti-milaza koa ny tsy fivohana [1.1] | ||
| The wall of a house [1.7] | ||
| Mur d'une maison, clôture [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/05/19 |
|