|
|
|
|

Entry mionona (onona)
Part of speech active verb
 Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
 To be appeased, to be assuaged. [1.2]
 To be consoled, to be comforted [1.7]
 Se consoler, s'apaiser [1.8]
Examples fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [2.131]
Morphology 
Present : mionona
Past : nionona
Future : hionona
Imperative : mionòna

Entry mionòna (onona)
Part of speech imperative of active verb mionona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20