|
|
|
|

Entry miolonolona (olonolona (olona))
Part of speech active verb
 Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa [1.1]
 To be a recluse, to separate one's self from company. [1.2]
 To separate oneself; to act distant or suspicious [1.7]
 Se séparer, être solitaire, soupçonneux [1.8]
Examples Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470]
Morphology 
Present : miolonolona
Past : niolonolona
Future : hiolonolona
Imperative : miolonolòna

Entry miolonolòna (olonolona (olona))
Part of speech imperative of active verb miolonolona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20