|
|
|
|

Entry milelalela (lelalela (lela))
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Mikiakiaka [1.78]
 Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1]
 To talk a lot; to cry out [1.7]
 Parler avec entrain; criailler [1.8]
Morphology 
Present : milelalela
Past : nilelalela
Future : hilelalela
Imperative : milelalelà

Entry milelalela
Part of speech active verb
  [Tambahoaka] Midedadeda [1.78]

Entry milelalelà (lelalela (lela))
Part of speech imperative of active verb milelalela [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20