| Entry | milaza (laza) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... [1.10] | |||||||||
| Mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho Maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga Mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy Mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy Mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey [1.1] | |||||||||
| To tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to [1.2] | |||||||||
| Dire [1.3, 1.5] | |||||||||
| Publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | milazà (laza) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb milaza | ||||||||
| Updated on 2024/02/25 |
|