| Entry |
mamisavisa
(visavisa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [1.1]
|
| | To describe minutely,
to enumerate [1.7]
|
| | Décrire en détail;
énumérer [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa.
[2.285]
|
| 2 | Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany.
[1.437]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamisavisa |
| Past : |
namisavisa |
| Future : |
hamisavisa |
| Imperative : |
mamisavisà |
|
|
| Entry |
mamisavisà
(visavisa)
|
| Part of speech | imperative of active verb mamisavisa
|
|